Lioka 6:10 MG1865

10 Ary nijery azy rehetra manodidina Izy, dia nanao tamin-dralehilahy hoe: Ahinjiro ny tananao. Dia nataony izany, ka sitrana ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:10 amin'ny teny manodidina.