Lioka 6:4 MG1865

4 fa niditra tao an-tranon'Andriamanitra izy ka nandray ny mofo aseho ary nihinana sady nanome he an'izay nanaraka azy koa, nefa mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany?

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:4 amin'ny teny manodidina.