Lioka 6:44 MG1865

44 Fa samy fantatra amin'ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy manoty aviavy amin'ny tsilo, na voaloboka amin'ny voaroy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:44 amin'ny teny manodidina.