Lioka 6:49 MG1865

49 Fa izay mandre, fa tsy mankatò, dia tahaka ny olona izay nanao trano teo ambonin'ny tany, fa tsy nanisy fanorenana; dia namely azy mafy ny riaka, ka dia nirodana niaraka tamin'izay izy; ary loza ny naharavan'izany trano izany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:49 amin'ny teny manodidina.