Lioka 6:8 MG1865

8 Fa Jesosy nahalala ny hevitr'ireo, ka dia niteny tamin-dralehilahy maty tanana hoe: Mitsangàna, ka mijoroa etsy afovoany. Dia nitsangana izy ka nijoro.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:8 amin'ny teny manodidina.