Lioka 7:12 MG1865

12 Ary rehefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin'ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan'ny reniny, sady mpitondratena ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:12 amin'ny teny manodidina.