Lioka 7:22 MG1865

22 Dia namaly Izy ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ambarao amin'i Jaona izao hitanareo sy renareo izao; mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara.

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:22 amin'ny teny manodidina.