Lioka 7:3 MG1865

3 Koa raha nahare ny amin'i Jesosy ilay kapiteny, dia naniraka loholon'ny Jiosy hankeo aminy hangataka Azy mba ho avy ka hahasitrana ny mpanompony.

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:3 amin'ny teny manodidina.