Lioka 7:33 MG1865

33 Fa tonga Jaona Mpanao-batisa tsy nihinan-kanina na nisotro divay, ka hoy ianareo: Manana demonia izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:33 amin'ny teny manodidina.