Lioka 8:1 MG1865

1 Ary taoriana kelin'izany, dia lasa Jesosy nitety ny tanàna sy ny vohitra nitory ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra; ary ny roa ambin'ny folo lahy nanaraka Azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:1 amin'ny teny manodidina.