Lioka 8:13 MG1865

13 Ireo teny ambonin'ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin'ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, fa mino vetivety ihany, koa amin'izay andro isehoan'ny fakam-panahy dia mihemotra izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:13 amin'ny teny manodidina.