Lioka 8:18 MG1865

18 Koa tandremo ny fihainonareo; fa izay manana dia homena; ary izay tsy manana kosa, na dia izay ataony ho ananany aza dia halaina aminy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:18 amin'ny teny manodidina.