39 Modia ihany any an-tranonao, ka ambarao ny zavatra lehibe nataon'Andriamanitra taminao. Dia nandeha izy ka nitory eran'ny tanàna izay zavatra lehibe nataon'i Jesosy taminy.
Vakio ny toko manontolo Lioka 8
Jereo Lioka 8:39 amin'ny teny manodidina.