Lioka 8:46 MG1865

46 Fa hoy Jesosy: Nisy olona nanendry Ahy; fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:46 amin'ny teny manodidina.