Lioka 9:1 MG1865

1 Ary Jesosy niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hahasitrana aretina.

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:1 amin'ny teny manodidina.