10 Ary rehefa niverina ny Apostoly, dia nanambara tamin'i Jesosy izay efa nataony. Ary Izy nitondra azy ka nandeha nitokana nankany amin'ny tanàna atao hoe Betsaida.
Vakio ny toko manontolo Lioka 9
Jereo Lioka 9:10 amin'ny teny manodidina.