24 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy dia hahavery izany; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia izy no hamonjy izany.
Vakio ny toko manontolo Lioka 9
Jereo Lioka 9:24 amin'ny teny manodidina.