Lioka 9:26 MG1865

26 Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahiny sy ny an'ny Rainy ary ny an'ny anjely masina.

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:26 amin'ny teny manodidina.