32 Ary efa navesatry ny tory ny mason'i Petera sy ny namany; nefa nahari-tory ihany izy, dia nahita ny voninahitr'i Jesosy sy izy roa lahy izay teo aminy.
Vakio ny toko manontolo Lioka 9
Jereo Lioka 9:32 amin'ny teny manodidina.