Lioka 9:36 MG1865

36 Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin'olona na dia iray akory aza tamin'izany andro izany ny amin'izay zavatra efa hitany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:36 amin'ny teny manodidina.