Lioka 9:43 MG1865

43 Dia talanjona izy rehetra noho ny fiandrianan'Andriamanitra. Ny nilazan'i Jesosy fanindroany ny hahafatesany sy ny hitsanganany indray. Fa raha talanjona izy rehetra tamin'izay rehetra nataon'i Jesosy, dia hoy Izy tamin'ny mpianany:

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:43 amin'ny teny manodidina.