Lioka 9:49 MG1865

49 Ary Jaona namaly ka nanao hoe: Tompoko, izahay nahita anankiray namoaka demonia tamin'ny anaranao, ka noraranay izy, satria tsy manaraka antsika.

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:49 amin'ny teny manodidina.