10 Ary raha vao niakatra avy teo amin'ny rano Izy, dia hitany ny lanitra nisokatra, ary ny Fanahy nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.
Vakio ny toko manontolo Marka 1
Jereo Marka 1:10 amin'ny teny manodidina.