Marka 1:22 MG1865

22 Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna.

Vakio ny toko manontolo Marka 1

Jereo Marka 1:22 amin'ny teny manodidina.