Marka 1:27 MG1865

27 Dia gaga ny olona rehetra ka nifanontany hoe: Manao ahoana re izao zavatra izao? Fampianarana vaovao misy fahefana izao! fa ny fanahy maloto aza no didiany, ka dia manaiky Azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 1

Jereo Marka 1:27 amin'ny teny manodidina.