Marka 1:44 MG1865

44 ka nanao taminy hoe: Tandremo tsara mba tsy hisy holazainao na amin'iza na amin'iza; fa mandehana, misehoa amin'ny mpisorona, ka manatera ny fanadiovana anao, izay nandidian'i Mosesy, ho vavolombelona amin'ireo.

Vakio ny toko manontolo Marka 1

Jereo Marka 1:44 amin'ny teny manodidina.