Marka 10:1 MG1865

1 Ary niainga niala teo Jesosy, dia tonga tany amin'ny sisin-tanin'i Jodia sy tany an-dafin'i Jordana; ary nisy vahoaka betsaka indray niangona teo aminy; koa araka ny fanaony dia nampianatra azy indray Izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 10

Jereo Marka 10:1 amin'ny teny manodidina.