27 Fa Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Raha amin'ny olona, dia zavatra tsy hainy izany; fa tsy mba tahaka izany amin'Andriamanitra; fa ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo Marka 10
Jereo Marka 10:27 amin'ny teny manodidina.