Marka 10:46 MG1865

46 Ary tonga tao Jeriko izy; ary raha vao niala tao Jeriko Jesosy mbamin'ny mpianany sy ny vahoaka betsaka, dia nipetraka teo amoron-dalana Bartimeo jamba mpangataka, zanak'i Timeo.

Vakio ny toko manontolo Marka 10

Jereo Marka 10:46 amin'ny teny manodidina.