Marka 11:14 MG1865

14 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Aza misy mihinana voa avy aminao intsony mandrakizay. Ary ny mpianany nahare izany.

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:14 amin'ny teny manodidina.