Marka 11:17 MG1865

17 Dia nampianatra Izy ka nanao taminy hoe: Tsy voasoratra hoe va: Ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra? (Isa. 56. 7); fa ianareo kosa efa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy (Jery. 7. 11).

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:17 amin'ny teny manodidina.