Marka 12:17 MG1865

17 Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra. Dia gaga taminy ireny.

Vakio ny toko manontolo Marka 12

Jereo Marka 12:17 amin'ny teny manodidina.