Marka 13:12 MG1865

12 Ary ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho amin'ny fahafatesana, ary ny ray hanolotra ny zanany; ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny rainy aman-dreniny ka hahafaty azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 13

Jereo Marka 13:12 amin'ny teny manodidina.