Marka 13:14 MG1865

14 Fa raha hitanareo mitsangana amin'izay tsy mety hitsanganany ny fahavetavetan'ny fandravana (Dan. 12. 11; 9. 27) (aoka hisaina izay mamaky izany), dia aoka handositra ho any an-tendrombohitra izay olona any Jodia.

Vakio ny toko manontolo Marka 13

Jereo Marka 13:14 amin'ny teny manodidina.