28 Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.
Vakio ny toko manontolo Marka 13
Jereo Marka 13:28 amin'ny teny manodidina.