Marka 13:8 MG1865

8 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy horohorontany any amin'ny tany samy hafa, sady hisy mosary; izany no fiandohan'ny fahoriana.

Vakio ny toko manontolo Marka 13

Jereo Marka 13:8 amin'ny teny manodidina.