Marka 14:1 MG1865

1 Rehefa indroa andro no sisa tsy hahatongavan'ny Paska, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia nitady hisambotra an'i Jesosy tamin'ny fitaka ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mba hamonoany Azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:1 amin'ny teny manodidina.