Marka 14:18 MG1865

18 Ary raha nipetraka nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny anankiray aminareo, dia izay iray miara-mihinana amiko, no hamadika Ahy.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:18 amin'ny teny manodidina.