22 Ary raha mbola nihinana izy, Jesosy nandray mofo; ka nony efa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy ary nataony hoe: Raiso, ity no tenako.
Vakio ny toko manontolo Marka 14
Jereo Marka 14:22 amin'ny teny manodidina.