Marka 14:41 MG1865

41 Ary avy fanintelony Izy, dia nanao taminy hoe: Matoria ary ankehitriny, ka mialà sasatra ianareo. Aoka izay; efa tonga ny ora; indro, ny Zanak'olona hatolotra ao an-tànan'ny mpanota.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:41 amin'ny teny manodidina.