68 Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsy fantatro sy tsy azoko ny teninao. Dia niala ho eo am-bavahady izy, ary nisy akoho naneno.
Vakio ny toko manontolo Marka 14
Jereo Marka 14:68 amin'ny teny manodidina.