Marka 15:17 MG1865

17 Ary dia nampitafy Azy lamba volomparasy izy, sady nandrandrana satroka tsilo, ka nasatrony ny lohany.

Vakio ny toko manontolo Marka 15

Jereo Marka 15:17 amin'ny teny manodidina.