Marka 15:20 MG1865

20 Ary rehefa nanao Azy ho fihomehezana izy, dia nanala ilay lamba volomparasy teny aminy, ka nampitafiny Azy indray ny fitafiany; ary dia nentiny hohomboany amin'ny hazo fijaliana Izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 15

Jereo Marka 15:20 amin'ny teny manodidina.