Marka 15:32 MG1865

32 Aoka Kristy, Mpanjakan'ny Isiraely, hidina hiala amin'ny hazo fijaliana ankehitriny mba ho hitantsika ka hinoantsika. Ary ireo niaraka nohomboana taminy tamin'ny hazo fijaliana dia naneso Azy koa.

Vakio ny toko manontolo Marka 15

Jereo Marka 15:32 amin'ny teny manodidina.