Marka 16:14 MG1865

14 Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny iraika ambin'ny folo lahy Jesosy, raha nipetraka nihinana ireo; ary izy nanome tsiny azy noho ny tsi-finoany sy ny hamafin'ny fony, satria tsy ninoany ireo efa nahita Azy, rehefa nitsangana Izy

Vakio ny toko manontolo Marka 16

Jereo Marka 16:14 amin'ny teny manodidina.