Marka 16:20 MG1865

20 Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitori-teny eny tontolo eny, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin'ny famantarana izay nomba azy. Amena]

Vakio ny toko manontolo Marka 16

Jereo Marka 16:20 amin'ny teny manodidina.