Marka 2:12 MG1865

12 Dia nitsangana izy ka nambeta ny fandriany niaraka tamin'izay ary niala teo anatrehan'ny olona rehetra; dia talanjona izy rehetra ka nankalaza an'Andriamanitra nanao hoe: Tsy mbola nahita izay toy izao izahay.

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:12 amin'ny teny manodidina.