Marka 2:14 MG1865

14 Ary nony nandalo Izy, dia nahita an'i Levy, zanak'i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra; ka hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:14 amin'ny teny manodidina.