Marka 2:17 MG1865

17 Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:17 amin'ny teny manodidina.