Marka 2:19 MG1865

19 Ary Jesosy niteny taminy hoe: Mahay mifady va ny havan'ny mpampakatra raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? Raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra dia tsy mahay mifady izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:19 amin'ny teny manodidina.